Entrée | 1 lamina |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fanaovana izay hisian' ny firindrana, ny fiezahana sy fanaovana izay tsy hahitana korontana; fikarakarana mba ho amin' ny toerany avy ny zavatra. |
Explications en anglais |
4 [1.2] See lahatra, andalana |
Explications en français |
5 [1.13] organisation; arrangement, ordre, disposition |
Exemples |
6 [2.445] Toy izao ny lamina arahina hanatsara ny karazan' asa misy eto an-tanananay; 7 [2.472] Salohy milofika tsara lamina toy izany no avy hatrany hitan' izy mpamangy tonga. |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 19 alamin, anilam, lamain, lamina, malany, malìna, malina, manaly, manilà, manila, nailam, nalaim, nalami, namaly, nialam |
Mis à jour le 2025/04/19 |
![]() |