Entrée | 1 fandaminana (lamina) |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache | 3 Fikarakarana mba hirindra tsara; fanamboarana, fandantoana, fandrindrana [1.1] |
Explications en français | 4 l'arrangement [1.3#381]5 manière d'arranger [1.3#381]6 implantation, agencement, organisation [1.13] |
Exemples |
7 Iza no nanampy azy tamin' ny fandaminana ny foloalindahy? [2.113#] 8 Notereko ny tenako hanaiky izany fandaminana somary tefena izany. [2.4#] |
Mots composés |
|
Anagrammes | 11 fanamandina, fandaminana |
Mis à jour le 2023/09/10 |