|
|
|
|

Entrée (1/3)1  andalana
Radical  2  lalana
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Laharana: Ataovy dimy andalana ireto dabilio ireto
5  Laharan-tsoratra: Isao mby andalana firy isantakila amin' itỳ boky itỳ/ Rehefa miova andalana dia soratana atao sora-baventy ny tarehin-tsoratra voalohany amin' ny teny voalohany
6  Ambaratonga, zanatohatra: Misy andalana sivy ny gradin' ny miaramila
7  Karazana: Maro andalana ny fakampanahy [1.1]
8  fitambaran'ny teny mifanesy ao amin'ny tsipika iray [1.13]
Explications en anglais  9  Arrangement in rows; different, various (as to kinds). [1.2]
Explications en français  10  rangée, un rang, lignes, sillons: Ataovy andalana telo ireo tavoahangy ireo (Faites trois rangées de ces bouteilles) ~ Andalan-tsoratra firy no ao? (Combien y a-t-il là de lignes d'écriture?) [1.3]
11  ligne, vers [1.13]
Morphologie 
12  Simple :
Dérivés 
13  Verbes actifs :
14  Verbes passifs :
15  Verbes relatifs :
16  Noms :
17  Adverbes :
Mots composés 

Entrée (2/3)24  an-dalana
Radical  25  ana
Partie du discours  26  adverbe
Explications en français  27  dans le chemin, en route [1.3]
Exemples  28  Ataoko telo andalana ity fanjakana ity. [2.508#]
29  ny paikan' andalana, mitsaikontsaikona; [2.314#]
30  Mafana aoka izany ny fony mamaky teny andalana vitsivitsy ao. [2.499#]
Mots composés 
Tableaux et planches  32  Tous les adverbes

Entrée (3/3)33  andalana
Radical  34  lala
Partie du discours  35  verbe relatif
Explications en français  36  [1.3#375]
Morphologie 
37  Présent :
38  Passé :
39  Futur :
40  Impératif :

Anagrammes  41  alandana, an-dalana, andalana, alandana, an-dalana, andalana

Mis à jour le 2023/06/15