Entrée (1/3) | 1 lalana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Soritra namboarina hatao fandehanana mampitohy toerana na tanàna roa: Tsara ny lalana mankany Mojanga / Manaraha mandrakariva ny lalan' ny fahamarinana 4 Zavatra tsy maintsy atao mba hahatongavana amin' izay kendrena: Ny fikezahana no lalana mitondra amin' ny fahombiazana 5 Fahazoana manao zavatra iray, fahazoam-pahefana hanao zavatra iray: Iza no nanome lalana anao hiditra ato amin' ny sahako? (diso ny mampiasa ny teny hoe "alalana" amin' ny fehezan-teny toy io): Mangata-dalana handeha izahay, tompoko. 6 Teny misy hevitra ifandraisany: Lalan-kely, lalan-tsarety, lalam-be, arabe, lalam-boahangy, kizo, soritra, diantsarety, sakeli-dalana, kihondalana, fihaonan-dalana, sampan-dalana, hodimirana, finlahana, fivilian-dalana, lalamasaka, kizo tokana, lalantampina [1.1] |
Explications en anglais |
7 a road, a way, a path [Mal. jalan; Jav. Dalan] see alalana, andalana, for many derivatives [1.2] 8 a road [1.7] |
Explications en français |
9 route, chemin [1.8] 10 voie, rue [1.13] 11 chemin [Sakalava-Mayotte] [1.405] |
Exemples |
12 lalany ihany ny lohasaha firaofany. [2.470] 13 Sarotra amin'izy efa-mianaka mihitsy ny manaraka ny lalana|dalana, fa efa feno ny mpandositra, ka dia ny manavatsava manao hitsin-lalana|dalana no nataony. [2.324] 14 Nihantsy ady taminy aho, hanova azy ho lalan' ny Fahafahana, saingy toa ho resiny. [2.471] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Zoonymes |
|
Titres |
|
Proverbes | 44 Proverbes contenant le mot lalana |
Article |
45 Randzavola: lalana ao amin' ny Baiboly (=> varotra sy ranto) |
Entrée (2/3) | 46 lalàna |
Partie du discours | 47 nom |
Explications en malgache |
48 Fitsipika na amboaram-pitsipika tsy maintsy arahin' ny olon-drehetra, avoakan' ny mpitondra fanjakanà, na voaraikitry ny fomba amam-panao hatra ny fahagolan-tany, na ataon' ny solombavambahoaka: Fantatrao ve ny lalàna momba ny fifidianana? / Makà hevitra amin' ny olona mpahay lalàna ianao 49 Fepetra arahina amin' ny sokajin-javatra na fahaizana manokana: Araka ny lalànan' ny fitsipipitenenana malagasy dia tsy asiana / amin' ny fanakambanon-teny, raha ka na tra no iafaran' ny teny voalohany: Kara-pifidianana [1.1] |
Explications en anglais |
50 [French la loi] a law [1.7] |
Explications en français |
51 [français la loi] loi [1.8] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Titres |
|
Proverbes | 65 Proverbes contenant le mot lalàna |
Article |
66 Randzavola: lalàna ao amin' ny Baiboly |
Entrée (3/3) | 67 Lalana |
Partie du discours | 68 nom propre (titre de livre) |
Vocabulaire |
69 Littérature: livres |
Auteur |
70 Rakotoson Michèle |
Anagrammes | 71 Lalana, lalana, lalàna, Lalana, lalana, lalàna, Lalana, lalana, lalàna |
Mis à jour le 2023/09/13 |