|
|
|
|

Entrée1  miravona
Radical  2  ravona
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Voatototra ka manjary mitovy tantana; tsy misy avo sy iva; voalamaka; mitovy: Efa miravona izao ny tokotany ka hatsangana amin' izay ny trano [1.1]
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
Mots composés 

Anagrammes  9  manarivo, miravona

Mis à jour le 2023/01/05