Entrée (1/2) | 1 midarona |
Radical | 2 darona |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Manao na mamindra na miteny miadana toa tsy rototra [1.1] |
Explications en anglais |
5 to speak plausibly but yet deceitfully; to pretend to go but not setting out [1.2] |
Explications en français |
6 Agir, parler posément, retentir avec plénitude, avec harmonie [1.3] |
Exemples |
7 Eny, fa na dia midarona aza ny sandry, ka manao laniala ny nify, dia mbola ao ihany ny fahoriana. [2.69#230] |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 12 midaròna |
Radical | 13 darona |
Partie du discours | 14 impératif du verbe actif midarona |
Explications en malgache |
15 [1.1] |
Explications en français |
16 [1.3] |
Tableaux et planches |
17 Tous les impératifs actifs |
Anagrammes | 18 amindrao, maidrano, manodira, marodina, midarona, midaròna, mirodana, mirodàna, amindrao, maidrano, manodira, marodina, midarona, midaròna, mirodana, mirodàna |
Mis à jour le 2023/01/20 |