Entrée | 1 mikisaka |
Radical | 2 kisaka |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mifindra toerana kely: Tandremo fa raha mikisaka kely foana ianao dia mianjera any an-kady Mihataka, mitanila: Mikisaha handehanan' ity jamba ity Mandady amin' ny kibo: Mikisaka ny bibilava fa tsy mandeha Mandeha miadana dia miadana: Mikisaka erỳ ianao izany raha mandeha |
Morphologie |
|
Anagrammes | 9 |
Mis à jour le 2025/01/21 |