Entrée (1/2) | 1 finaritra |
Radical | 2 faritra |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 tsara, salama tsy marofy [Bezanozano]
[1.78] 5 Salama tsara: Manao ahoana ianareo fa izahay dia finaritra tsara daholo 6 Miadana, sambatra: Finaritra izany fianakaviana izany satria miasa ary mifankatia 7 Faly: Finaritra izy mitifi-borona any an-tsaha 8 Voafaritra: Finari-bava (raikitra, voafetra, tapaka [1.1] |
Explications en anglais |
9 happy, joyous, healthy, well, content, satisfied, delighted. 10 used in some provinces, especially by the Betsimisaraka, as a salutation, as: Finaritra, tompoko, you are well, Sir; i.e. How do you do, Sir? Manao finaritra anao aho: I salute you. The word finaritra may possibly be a passive with infix from faritra; or a compound of fina and aritra [1.2] 11 well, happy [1.7] |
Explications en français |
12 salut betsimisaraka, la réponse est la même. [Tankarana]
[1.19] 13 bien portant; heureux [1.8, 1.5] 14 joyeux [1.5] |
Exemples |
15 Kaneía betsaka no tsy finaritra tamin' ny fanambadiana. [1.38] 16 Nahoana hianao raha mandry mahalefitra no finaritra asian'olon-tsarotra? [2.131] 17 finaritra kosa ny ankizy mamindrafindra ny tongony amin' ny vato madinika sy ny tany malemy. [2.470] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 24 Proverbes contenant le mot finaritra |
Entrée (2/2) | 25 finaritra |
Radical | 26 faritra |
Partie du discours | 27 verbe passif |
Explications en français |
28 circonscrit, limité [1.3#155] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 32 faniritra, finaritra, firanitra, fitrirana |
Mis à jour le 2023/02/21 |