|
|
|
|

Entrée1  hafinaretana
Radical  2  finaritra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Hafaliana: Akory ny hafinaretakonamaky ny taratasinareo, ry Dada sy Neny
Hasambarana, fahasambarana, fahatretrehana: Ao anatin' ny fifankatiavana ihany no misy ny hafinaretana
Vocabulaire  5  Emotions
Synonymes  6  fahafinaretana

Anagrammes  7  hafinaretana, ifanatrehana

Mis à jour le 2025/01/21