|
|
|
|

Entrée1  voafaritra
Radical  2  faritra
Partie du discours  3  participe passé
Explications en anglais  4  [1.2] marked out, having boundary lines set.
Explications en français  5  [1.3#155] circonscrit, limité
6  [1.13] délimité; compris entre
Exemples  7  [2.470] Nony hita sy voafaritra tsara amin' ny vakim-biriky ny toerana ivarotana, dia ireny mirifatra mamonjy kafe sy mofo mafana eny amin' ny hani-masaka.
8  [2.472] Asa tsy voafaritra mialoha izany, fa arakaraka izay nisy no nampanaovina azy sy ireo vitsivitsy toa azy:
Morphologie 
9  Passé :
Synonymes  10  finaritra
Mots composés 

Anagrammes  12  voafaritra, voarafitra, voarifatra

Mis à jour le 2025/01/21