|
|
|
|

Entrée1  manatratra
Radical  2  tratra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Manao izay hahatongavana eo amin' izay enjebina: Manatratra mpangalatra
5  Manao izay hahavonjena olona eo amin' ny toerana misy azy: Nanatratra anao tamin' ny fito aho fa efa lasa ianao
6  Mamonjy
7  Miezaka mba hahatratra olona na biby mandeha erỳ aloha: Nanatratra ilay soavaly voalohany ilay fahama fa tsy nahatratra [1.1]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Synonymes  12  mamonjy

Anagrammes  13  manatratra, namatratra

Mis à jour le 2023/01/20