|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mamonjy
Radical  2  vonjy
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mitondra vonjy ho an' ny...; manala (olona) amin' ny loza: Rakoto no namonjy ilay zaza saika voahitsaky ny fiarakodia
5  Manampy: Tsy tapaka ny mamonjy ny mahantra izy raha manam-bola koa
6  Mandeha mba ho tonga amin' ny...: Lasa namonjy ny fotoana nifanaovany tamin' i Naivo i Lita
7  Manatrika: Nandeha namonjy ny fotoampivaoahana Ramatoa Raketaka
8  Mihazakazaka, rafitra: Namonjy niditra haingana izy ireo raha vao nahare ny poabasy [1.1]
Explications en anglais  9  to help, to save ; to reach an event, to arrive on time [1.7]
Explications en français  10  secourir, sauver; assister à une réunion; bâcler [1.8]
Exemples  11  Mafy izany mamonjy aina izany. [2.4#]
Morphologie 
12  Présent :
13  Passé :
14  Futur :
15  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  18  Proverbes contenant le mot mamonjy

Entrée (2/2)19  mamonjy
Partie du discours  20  nom
Explications en français  21  (dialecte non précisé) (de vonjy : porter secours, allusion aux grandes vertus médicinales qu'on lui prête). Croton sp. (Euphorbiaceae). Nom relevé pour deux espèces qui paraissent nouvelles (réf. J. P. Schmitt 374 et 487). La présence d'alcaloïdes a été reconnue dans ces deux arbustes. [1.196]
Vocabulaire  22  Botanique
Nom scientifique 

Anagrammes  24  maminjo, mamonjy

Mis à jour le 2023/09/13