|
|
|
|

Entrée1  refy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Halavana mitovy amin' ny halavan' ny sandry roa mitsotra tsara (ny refy dia sahala amin' ny mamakitratra indroa, na zehy imbalo na tondro inenina amby sivifolo, ka mitovy amin' ny 1, 75 metatra eo ho eo amin' ny fandrefesana ampiasaina ankehitriny)
Halavana: Zahao kely ny refin' ity latabatra ity.
Explications en anglais  4  [1.7] a fathom, about six feet; any unit of linear or surface measure
Explications en français  5  [1.8] brasse, 1 m 80, environ; unité quelconque de mesure linéaire
6  [1.13] dimension, mesure; cote
Vocabulaire  7  Espace
Dérivés 
8  Verbes actifs :
9  Verbes passifs :
10  Verbes relatifs :
11  Noms :
12  Adjectifs :
Mots composés 
Proverbes  65  Proverbes contenant le mot refy

Anagrammes  66 

Mis à jour le 2025/01/21