Entrée | 1 fandrefesana |
Radical | 2 refy |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fijerena firy refy ny haavon' ny zavatra iray; famantarana ny halavan' ny zavatra iray; fitaovana entina mandrefy |
Explications en français |
5 [1.13] mesure, mesurage |
Exemples |
6 Tsy nisy loatra ny adi-varotra, fa metatra hazo no fandrefesana. [2.356#] 7 eo amin' ny iray metatra eo ho eo amin' ny fandrefesana ankehitriny. [2.436#] 8 Nandefa vadintany nankany Isandra Andrianampoinimerina nitondra ny vata famarana sy ny mizana ary ny fandrefesana mba hampiasaina any. [2.508#] |
Mots composés |
|
Article |
17 Randzavola: fandrefesana ao amin' ny Baiboly (=> fandanjana) |
Mis à jour le 2024/12/11 |