|
|
|
|

Entrée1  tratrantitra
Mots élémentaires  2  tratra, antitra
Partie du discours  3  adjectif
Explications en anglais  4  [1.2] overtaken by old age; literally reached by old age
Explications en français  5  [1.3#741] parvenu à un âge avancé, à un grand âge
Exemples  6  tratrantitra aza marofy ianao. [2.366]
7  Dia maty Joba, rehefa tratrantitra ka ela niainana. [2.996]
8  Ho ela velona ny mpanjakavavy Ranavalona II, tsy harofy, fa ho tratrantitra! [2.270]
9  Hiainga anie Ramiaramila / Ho eo Ambatondrafandrana, / Ka nanao tratrantitra Andriana [2.69]
Analogues  10  trarantitra, traraantitra, tratraantitra

Mis à jour le 2024/12/12