Entrée (1/3) | 1 tanako |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.78] [Mahafaly]
hoho |
Entrée (2/3) | 4 tanako |
Partie du discours | 5 nom tanana et pronom |
Explications en anglais |
6 [3.1] my hand(s) |
Explications en français |
7 [3.1] ma main, mes mains |
Exemples |
8 nefa voafatotra ny saiko, ary vahotra ny tanako, ka tsy naharaka ny fihetsehan' ny foko. [2.324] 9 Nesoriny ny tanako nitana ny takolako, dia nofafany ny tarehiko nandriaka ranomaso. [2.41] 10 Raha sahy ialahy, tehafo ny tanako. [2.42] |
Entrée (3/3) | 11 tanako |
Partie du discours | 12 nom tana et pronom |
Explications en anglais |
13 [3.1] my chameleon(s) |
Explications en français |
14 [3.1] mon caméléon, mes caméléons |
Anagrammes | 15 |
Mis à jour le 2025/01/21 |