Entrée | 1 rantsan-tanana |
Mots élémentaires | 2 rantsana, tanana |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1][rantsanTAnana] Anarana ilazana ireo fisandrahaky ny tanana dimy, izay ampiasain' ny olombelona amin' ny fandraisan-javatra, dia ny ankibe, ny fanondro, ny fanondroadala, ny manarapoana ary ny ankikely [rantsanTAnana] ireo rantsana folo amin' ny tanana |
Explications en anglais |
5 [1.2, 1.7] the fingers |
Explications en français |
6 [1.8] les doigts 7 [1.13] doigt |
Exemples |
8 Ny vahiny sendra nandalo moa dia azo isaina amin' ny rantsantanana. [2.445#] 9 voavakivakiny madinika toy ny rantsantanana koa ny falafa anankiray tao amin' ny gorodona tao. [2.357#] |
Vocabulaire |
10 Biologie |
Analogues | 11 rantsantongotra |
Mots composés |
|
Holonyme |
|
Méronymes |
|
Co-méronymes |
|
Mis à jour le 2024/12/12 |