|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fanondro
Radical  2  tondro
Partie du discours  3  nom ou adjectif
Explications en malgache  4  [1.1] Fomba entina manondro, manoro amin' ny tanana
Azo tondroina: Tsy mba fanondro ny fasana, hoy ny Ntaolo

Entrée (2/2)5  fanondro
Partie du discours  6  nom
Explications en malgache  7  [1.1] Ny rantsantanana manarakaraka ny ankibe: Iza ary no lava, ny fanondro sa ny manarapoana?
Explications en anglais  8  [1.2] The index finger; lit. the pointer.
Explications en français  9  [1.3] l'index
Exemples  10  anefa mijoro teo ihany, nanalava tenda na nanilika azy tamin'ny fanondro miangentsana [1.281]
11  ilay olona manompa no manatsofoka ny ankihibehiny eo anelanelan' ny fanondrony|fanondro sy ny fanondrony|fanondro adalany [1.519]
Vocabulaire  12  Biologie
Mots composés 
Holonyme 
Co-méronymes 

Anagrammes  23 

Mis à jour le 2025/01/21