Entrée (1/2) | 1 tondro |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.78] [Taisaka]
fanondro 4 [1.1] Fanondro: Ny rantsantanana manarakaraka ny ankibe no atao hoe Tondro Fanondroana: Mahasosotra ahy loatra izay tondro molotra nanaovany ahy izay |
Explications en anglais |
5 [1.7] the pointer finger |
Explications en français |
6 [1.8] l'index action d'indiquer avec le doigt 7 [1.405] [Sakalava-Mayotte] doigt, orteil |
Exemples |
8 tondro belaka tondro vaventy raha ny mpangalatra no handray tanana anao atsipazo toa fatim-biby tondro belaka tondro vaventy raha ny tsara fanahy kosa no manolo-tanana anao ataovy diavolan-tanteraka ny kibo [2.131] |
Vocabulaire |
9 Biologie |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Entrée (2/2) | 34 tondro |
Partie du discours | 35 nom |
Explications en français |
36 [1.13] caractéristique; flèche, indicateur, extrémité, vecteur |
Mots composés |
|
Anagrammes | 53 |
Mis à jour le 2025/01/21 |