Entrée | 1 atondro |
Radical | 2 tondro |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Enti-manondro: Aza ny fanondroadala no atondro zavatra rehefa manondro 5 Atodika: Aza atondronao atỳ iny basy iny sao lasa tampoka eo ny vala [1.1] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 10 atondro, donotra |
Mis à jour le 2023/01/20 |