Entrée | 1 hatotanana |
Mots élémentaires | 2 hatoka, tanana |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en anglais |
4 [hato-tanana] the wrist. [1.2] |
Explications en français |
5 poignet [1.3#224, 1.13] 6 [hato-tanana] la jonction de la main au bras [1.3#224] |
Exemples |
7 Raha tsy afaka hitanao eo amin' ny hatotanana ny fitempon' ny fo, dia tsapao eo amin' ny tenda, eo akaikin' ny tendron-traotraoka. [2.424#] |
Vocabulaire |
8 Biologie |
Mots composés |
|
Holonyme |
|
Co-méronymes |
|
Anagrammes | 14 hatantanao, hatotanana, notatahana |
Mis à jour le 2024/10/30 |