|
|
|
|

Entrée (1/2)1  tongony
Radical  2  tongotra
Partie du discours  3  nom tongotra et pronom
Explications en anglais  4  his foot, her foot, their feet [3.1]
Explications en français  5  son pied, leur pied, ses pieds, leurs pieds [3.1]
Exemples  6  Tany Andapa ny lohan'izany vatana izany ary Midongy Atsimo ny tongony [2.472]
7  Tsapaina koa ny tongony aman-tanany [2.324]
8  Tsy fantany mantsy fa vitako tsianjery hatramin'ny famindran'ny tongony [2.471]
9  Lavarangana misy tongony mivodivato, no misokera azy amin'ny lafiny andrefana sy avaratra [2.470]

Entrée (2/2)10  tongony
Partie du discours  11  nom
Explications en malgache  12  tongotra fanohanana na fampijoroana zavatra iray [1.13]
Explications en français  13  béquille [1.13]
Vocabulaire  14  Technique

Anagrammes  15  tinongo, tongony

Mis à jour le 2020/07/31