|
|
|
|

Entrée (1/3)1  andro
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.78] [Bara] masoandro, orana: Avy ñy andro
4  [1.1] Fotoana manelanelana ny misasak' alina anankiroa, na hoe adiny efatra amby roapolo: Nipetraka roapolo andro tany Antananarivo izahay
Ny fotoana anazavan' ny masoandro ny tany, izany hoe ny fotoana manelanelana ny fipoirany sy ny filentehany, na hoe adiny roa ambin' ny folo (mifanohitra amin' ny alina): Fohy ny andro rehefa ririnina, fa ny alina kosa lava
Taratry ny masoandro: Misakisaha fa tratran' ny andro ianao eo
Fotoana nisehoan-java-dehibe, na nanjakana mpanjaka malaza iray: Amin' izao andron' ny baomba atomika izao ~ Efa nanomboka ny fandrosoana tamin' ny andron-dRadama rainy
Ny fiainan' ny olombelona eto an-tany: Fohy ny andron' ny zanak' olombelona, hoy ny Soratra Masina
Vintana: Ratsy andro, hono, itỳ zaza itỳ, araka ny filazan' ny mpanandro
Toetran' ny habakabaka, ny rivotra, ny hafanana sy ny hatsiaka: Tsara ny andro androany fa manga ny lanitra ~ Mangatsiaka ny andro amin' ny ririnina
Fotoana: Vary andro foana eto aho
Explications en anglais  5  [1.2] the day, the daytime; a period. [Mal. hari; Dyak andow.]
6  [1.7] a day; an epoch or period
a great day
Explications en français  7  [1.8, 1.5#65] jour, temps
8  [1.5#65] époque
Vocabulaire  9  Temps
Morphologie 
10  Simple :
Dérivés 
11  Verbes actifs :
12  Verbes relatifs :
13  Noms :
14  Adverbes :
Mots composés 
Zoonymes 
Phytonymes 
Titres  155  Amina Batsola : tantara mampangitakitaka nisy marina tokoa taminʹny andron-dRanavalona III (Dox)
156  Fanandroana : fianarana manisa andro malagasy (Rabesata Arima)
157  Indray andro tao Sahabe (Andry Andraina)
158  Ririnina ny andro
Proverbes  159  Proverbes contenant le mot andro
Article  160  Randzavola: andro ao amin' ny Baiboly

Entrée (2/3)161  andro
Partie du discours  162  nom
Explications en anglais  163  [1.2]
Explications en français  164  [1.3] action de se baigner, bain
Morphologie 
165  Simple :
Dérivés 
166  Verbes actifs :
167  Verbes passifs :
168  Verbes relatifs :
169  Noms :
170  Adjectifs :
Mots composés 

Entrée (3/3)172  andro
Partie du discours  173  nom
Explications en malgache  174  [1.78] [Taisaka] habokana
Explications en français  175  [1.82] [Taisaka] lèpre
Vocabulaire  176  Santé
Morphologie 
177  Simple :

Anagrammes  178  andro, doran, drano, droña, ndrao, ondra

Mis à jour le 2025/05/08