|
|
|
|

Entrée1  ambaniandro
Mots élémentaires  2  ambany, andro
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Teny nilazana ny vahoakan' ny mpanjaka teto Imerina fahizay, afa-tsy ny andriana sy ny andevo
Hova, bemihisatra, folovohitra
Explications en anglais  5  [1.2] [andro, the day.] The name given to the Hova by the other tribes; the Hova.
6  [1.7] the Merina people (used mainly by other tribes)
Explications en français  7  [1.8] les habitants de l'Imerina (usité surtout par les autres tribus)
Synonymes  8  ambanimasoandro
Proverbes  9  Proverbes contenant le mot ambaniandro

Anagrammes  10 

Mis à jour le 2025/01/21