Entrée (1/3) | 1 ambany |
Partie du discours | 2 adverbe [Liste complète] |
Explications en malgache |
3 [1.1] Iva toerana: Ambany kokoa ny tany amoron-tsiraka noho ny ampovoan-tany Tsy mihaja, mahamenatra, mahafabaraka: Ambany saina. / Manana toetra ambany io zazalahy io Amin'ny toerana akaikin'ny tany na iva: Mipetraha ianao eo ambany fa ny minao aoka ho eo ambony. Enti-milaza toerana tsindrian'ny...: Misy vola ao ambany ondana ao Toerana tataovan'ny: Miery ao ambany latabatra ny saka Latsaka noho: Ambaniko izy tamin'ny fanadinana |
Explications en anglais |
4 [1.7] under |
Explications en français |
5 [1.8] en bas, au dessous |
Dérivés |
|
Antonymes | 11 ambony |
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Toponymes |
|
Entrée (2/3) | 64 ambany |
Partie du discours | 65 préposition [Liste complète] |
Explications en anglais |
66 [1.2, 1.7] down 67 [1.2] [root vany.] Under, beneath, below |
Explications en français |
68 [1.8] sous, bas |
Vocabulaire |
69 Espace |
Mots composés |
|
Entrée (3/3) | 71 ambany |
Partie du discours | 72 nom |
Explications en malgache |
73 [1.78] [Sihanaka]
andrefana |
Explications en anglais |
74 [1.2] [Provincial]
The west |
Vocabulaire |
75 Espace |
Anagrammes | 76 |
Mis à jour le 2025/01/21 |