Entrée (1/2) | 1 raokandro |
Mots élémentaires | 2 raoka, andro |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Zavamaniry atao fanafody na tambavy alaina vao maraina, amin' ny andro vao miposaka |
Explications en français |
5 [1.196] (de raoka : action de râfler, de prendre à pleine main ; et andro : bain). D'après Malzac : « Herbes ou feuilles quelconques que l'on prend au plus vite pour faire un remède ». En réalité, herbes communes avec lesquelles on fait des bains de vapeurs. |
Exemples |
6 Azo ampiasaina ho raokandro ny raviny, ny hodiny, ny vatany, ny fakany, ny voniny, ny voany. [2.117] |
Vocabulaire |
7 Botanique: plantes médicinales |
Titres | 8 Dikisioneran-kazo sy zavamaniry raokandro malagasy (Rason Gabriel) |
Entrée (2/2) | 9 raok-andro |
Mots élémentaires | 10 raoka, andro |
Partie du discours | 11 nom |
Explications en anglais |
12 [1.2] The fetching of sand, etc., for working the Sikidy divination without regard to the lucky days. |
Anagrammes | 13 androrako, arokandro, raok-andro, raokandro |
Mis à jour le 2024/10/14 |