|
|
|
|

Entrée1  andro iray toa zato
Mots élémentaires  2  andro, iray toa zato
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1] andro misy fifaliana be noho ny zava-nitranga taminy na noho ny hafaliana entiny
Explications en anglais  5  [1.7] one day like a hundred
Explications en français  6  [1.3] un jour qui en vaut cent, jour de fête
7  [1.8] un jour sans pareil
Exemples  8  Amin' ny kabary am-panambadiana, ohatra, andro iray toa zato ka samy manampatra [2.285#104]
9  andro iray toa zato izao ihaonana izao, ary fotoana fidinihana sy fifametrapetrahana [2.346##27]

Mis à jour le 2024/12/07