Entrée (1/6) | 1 toa |
Partie du discours | 2 conjonction [Liste complète] |
Explications en malgache |
3 [1.1] Enti-milaza fitoviana ara-bidy, lanja... fa ny "toy" kosa fifanahafana, fifandraikana: Izay adala no toa an-drainy -- (Be maso toy ny rainy ity zaza ity) (Samy hafa ny fampiasa ny toa sy ny toy ankoatra ny heviny mitovitovy: ny toa dia fampiasa: a) -eo alohan' ny anaran-tsamirery: Manantsaina toa an-dRabe ny zanany; -b) eo alohan' ny mpisolo anarana misolo olona: Tsy misy mahay toa azy; -d) eo alohan' ny anarana iombonana tsy voafaritry ny mpanondro: Maty toa tantely. Ny toy kosa dia fampiasa: a) eo alohan' ny anarana iombonana voafaritry ny mpanoritra: Mamy toy ny tantely -b) eo alohan' ny mpamaritra na mpisolo anarana manondro: Tsy mbola nisy toy izany ~ Toy izao ny fandehan' i Feno kely |
Explications en français |
4 [1.5#293] semblable, comme, on dirait |
Mots composés |
|
Toponymes |
|
Entrée (2/6) | 26 toa |
Partie du discours | 27 Non spécifié |
Explications en français |
28 [1.3#704, 1.5#293] obéir, servir 29 [1.3#704] abdiquer, se soumettre à, honorer |
Dérivés |
|
Entrée (3/6) | 35 toa |
Partie du discours | 36 adjectif |
Explications en malgache |
37 [1.1] Ohatra ny: Toa manavy aho izany Angamba: Toa lasa omaly Rakoto |
Entrée (4/6) | 38 toa |
Partie du discours | 39 nom |
Explications en malgache |
40 [1.1] teny anti-miantso ny alika |
Synonymes | 41 to |
Entrée (5/6) | 42 toa |
Partie du discours | 43 nom |
Explications en malgache |
44 [1.1] Voalohany, lehibe, niavian' ny hoe: dadatoa, nenitoa,matoa |
Mots composés |
|
Entrée (6/6) | 49 toa |
Partie du discours | 50 adjectif |
Explications en malgache |
51 [1.78] [Taisaka]
banga (antsy, ets.) |
Mots composés |
|
Anagrammes | 54 |
Mis à jour le 2025/01/21 |