Entrée | 1 dadatoa |
Mots élémentaires | 2 dada, toa |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] teny iantsoana na ilazana ny lahimatoa amin' ny iray tampo amin' ny ray na ny reny: lasa androany nankany andafy ny dadatoanay teny iantsoana (fa tsy ilazana) lehilahy lehibe heverina ho mendri-kaja: aoka re, ry dadatoa, fa marina ny teninao |
Explications en anglais |
5 [1.7] an uncle, esp. a mother's brother; |
Explications en français |
6 [1.8] oncle, spéc. le frère ainé de la mère |
Vocabulaire |
7 Rapports: famille |
Titres | 8 Anganon' i dadatoa : niainga hono, indray andro hono (Rabenandrasana Lalao François) |
Mis à jour le 2024/12/07 |