|
|
|
|

Entrée (1/6)1  dada
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] fiantsoana na filazana ny ray niteraka: tsy hisaraka aminao aho, ry dada. / Nankaiza àry i dada izay?
teny entina manaja ny lehilahy be taona, tokotokony ho rain' ny tena: Hialoha lalana anao aho, ry dada, fa aza fady
Explications en anglais  4  [1.7] father, dad
Explications en français  5  [1.8] père
Exemples  6  Manao ahoana i dada? [2.4#]
7  Nomen' i dada azy ny adiresiko. [2.472#]
8  Tao an-trano nivazavaza foana i dada. [1.369#]
Synonymes  9  aba, ada, baba, ikaky, ray
Mots composés 
Titres  13  Dada (Solonomenjanahary Ranivoarisoa)
14  Dada sy Neny (Rinarasoa Estine)
15  Voadin' i Dada sy ny zanak' Jefta (Randriamiadanarivo)
Proverbes  16  Proverbes contenant le mot dada

Entrée (2/6)17  dada
Partie du discours  18  nom
Explications en malgache  19  [1.1] Dihy tsinjaka mitsamboamboatra arahin' ny amponga, izay fanaon' ny lehilahy ihany
Explications en anglais  20  [1.2] a mode of dancing, in which the feet are made to imitate the beating of a drum
Vocabulaire  21  Jeu

Entrée (3/6)22  dada
Partie du discours  23  nom
Explications en malgache  24  [1.78] [Tambahoaka] adaladala
Explications en français  25  [1.19] [Tankarana] un peu fou, bête, cf. dahidahy
Synonymes  26  dadoa

Entrée (4/6)27  dada    
Partie du discours  28  nom masculin
Explications en français  29  [1.66] hevi-mahazatra, hevi-tiana

Entrée (5/6)30  dada    
Partie du discours  31  nom masculin
Explications en français  32  [1.66] (fitenin' ankizy) soavaly

Entrée (6/6)33  Dada
Mots élémentaires  34  dada
Partie du discours  35  nom propre (titre de livre) [Liste complète]
Vocabulaire  36  Littérature: livres
Auteur  37  Solonomenjanahary Ranivoarisoa

Anagrammes  38  dada, Dada

Mis à jour le 2025/02/08