|
|
|
|

Entrée1  adaladala
Radical  2  adala
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  [1.1] enti-milaza olona kely saina, tsy misy loha, fatra-panaonao foana sady miseho ho bado, tsy mahazo tsara na oviana na oviana izay lazaina aminy: adaladala ilay vahinin-dry zareo ato atsimo: nahazo vorona izy, ka ny volom-bodiny no nongotany fa tsy ny elany, ka lasa nanidina ilay vorona
Explications en français  5  [1.3, 1.5] étourdi, un peu fou
6  [1.5] insolent
Exemples  7  Toa adaladala no fihevitr' izay nanontaniako ahy! [2.5]
8  Tahaka ny adaladala indray ny olona nahita izany rehetra izany. [2.472]
9  fa be adaladala ny olona taloha, tsy mba tahaka ny hendry ankehitriny. [2.48]
Morphologie 
10  Simple :
Dérivés 
11  Verbes actifs :
12  Verbes passifs :
13  Verbes relatifs :
14  Noms :
Analogues  15  misy kely, nahafahana, kaondrana, vendrana, tangoarara, fondrana, baibo, zanakalo, tsy tohinina, manangan-tsampona, toraiky, ondranondranana, kidramadrama, manondrana, manasatsasaka, mirendrirendry, mitanendrinendrina, mitandrantandrana, mitondrantondrana, mitondrintondrina, mitondrendrena
Titres  16  Voninkazo adaladala (Andriamanantena Georges)
Proverbes  17  Proverbes contenant le mot adaladala

Mis à jour le 2025/01/21