Entrée (1/2) | 1 miadaladala |
Radical | 2 adaladala |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Tsy mahay mitondra tena, mitondra tena toy ny adala, manao fanahin'adala, tsy mahay mipetraka: Raha miadaladala eo ianao, entiko any amin' ny fanjakana Tia loatra, matimaty: Niadaladalam-bola ny nao ka tratra tamin'ny farany |
Explications en anglais |
5 [1.2] To be simple, unwise, or silly. |
Morphologie |
|
Synonymes | 10 miadala |
Entrée (2/2) | 11 miadaladalà |
Radical | 12 adaladala |
Partie du discours | 13 impératif du verbe actif miadaladala [Liste complète] |
Explications en malgache |
14 [1.1] |
Explications en français |
15 [1.3] |
Anagrammes | 16 |
Mis à jour le 2025/01/21 |