|
|
|
|

Entrée (1/5)1  ray
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Ny lehilahy manan-janaka tokana na maro: i Rainilita no rain' Ibalita; ilazana koa ny olona tokotokony ho ray na tsy niteraka aza, toy ny vadin' ny reny niteraka (raikely), lehilahy nihahy sy nitaiza (ray mpitaiza), ny lehilahy nanangana ho zanaka (ray nanangana), ny ray tampo amin' ny ray aman-dreny (ireo dadatoa isan-kolafiny)
4  [1.78] [Taifasy, Taimoro, Taisaka, Bara, Sakalava, Tanosy] aba
5  [1.2] [Provincial] ada
6  [1.78] [Betsimisaraka] baba
7  [1.1] dada
8  [1.7] ikaky
9  [1.19] [Tankarana] kaky
Explications en anglais  10  [1.2, 1.7] father
Explications en français  11  [1.3#500, 1.54, 1.8, 1.5] père
12  [1.3#500, 1.5] oncle
13  [1.3#500] beau-père, père adoptif, père nourricier, les hommes âgés
Vocabulaire  14  Rapports: famille
Morphologie 
15  Simple :
16  Préfixée :
Synonymes  17  aba, ada, baba, dada, ikaky
Analogues  18  andryiankinana, hajasyvoninahitra, kiadysyvoninahitra, lanyvoamenazato, lanysikajyarivo, vatonandiavana
Mots composés 
Zoonymes 
Phytonymes 
Anthroponymes 
Proverbes  60  Proverbes contenant le mot ray

Entrée (2/5)61  ray
Partie du discours  62  nom
Explications en malgache  63  [1.1] Kasika: Zaza tia ray
Fakana zavatra amin' ny tanana
Fampidirana olona ao an-trano
Explications en français  64  [1.3#500, 1.5] action de saisir avec la main
65  [1.3#500] action de prendre, d'accueillir, de donner l'hospitalité, de recevoir, d'admettre
Dérivés 
66  Verbes actifs :
67  Verbes passifs :
68  Verbes relatifs :
69  Noms :
70  Adjectifs :
Synonymes  71  rairay

Entrée (3/5)72  ray
Partie du discours  73  interjection [Liste complète]
Explications en malgache  74  [1.1] Tenim-piontanana fanao eo alohan' ny olona itenenana raha maro: Henoy izao teny izao, ray vahoaka
Explications en français  75  [1.3] pour ry : Ray olona! (Ô peuple!)
Mots composés 

Entrée (4/5)77  ray
Partie du discours  78  adjectif
Explications en malgache  79  [1.1] Fanononana haingana ny Iray

Entrée (5/5)80  ray    
Partie du discours  81  nom
Explications en anglais  82  [1.7] tanamasoandro: the rays of the sun; the spokes of a wheel

Anagrammes  83 

Mis à jour le 2025/01/21