|
|
|
|

Entrée1  mandray
Radical  2  ray
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mikasika amin' ny tanana: Nandray baolina ilay mpilalao ka notsofin' ny mpitsara ny kiririoka
Mananty: Mandray fanomezana
Mitsena sy mampiantrano: Teo an-kianjy no nandray ny filohan' ny Nosy ny vahoaka
Mitokana: Nandray ny mpitandrina tamim-pomba lehibe ny fiangonana
Manaiky ho isan' ny...: Nandray azy ho mpikambana ao aminy ny Akademia
Mahazo: Nandray soa be taminy ianao ka mahaiza mankasitraka ~ Vao avy nandray vola izy
Miraikitra: Tsy mandray tsara itý loko itý izany
Explications en anglais  5  [1.2, 1.7] to receive
6  [1.2] to accept
7  [1.7] to take
Explications en français  8  [1.8] recevoir, prendre, accepter
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  27  Proverbes contenant le mot mandray

Anagrammes  28  amindra, andraim, andriam, iandram, indrama, mandray, mandria, miandra, naridam, niadram, niradam

Mis à jour le 2025/01/21