Entrée (1/3) | 1 fandraisana |
Radical | 2 ray |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fanantazana: Fahadisoana ny fandraisana baolina amin' ny lalao baolina kitra Fanekena izay omena: Tokony hofadina ny fandraisana tsolotra Fihinanana, fisotroana: Tsy tsara ny fandraisana zava-pisotro mahamamo matetikana dia kely foana aza Fitsenana, fampiantranoana: Nafonafana izay fondraisan' ny fokontaninay ny lehibe izay Fanokanana: Amin' ny Alahady heriny no fandraisana ilay Mpitandrina vaovao hiaso eto amintaika Fahazoana an-tanana: Isaky ny faharoapolon' ny volana no fandraisanay karoma |
Explications en anglais |
5 [1.2] A piece of wood used in weaving 6 [1.7] the act of receiving |
Explications en français |
7 [1.8] action de recevoir 8 [1.13.fr#56] préhension |
Exemples |
9 Tena fatratra ny fandraisana azy. [2.356] 10 Fatratra ny fandraisana natao azy tao. [2.895] 11 Ho fandraisana azy enina mianadahy no anton' izany. [2.649] 12 Tsy ny miaramilam-potaka ihany no nanao fandraisana mafana an-dRavoahangy. [2.472] |
Mots composés |
|
Illustrations |
|
Entrée (2/3) | 24 fandraisana |
Partie du discours | 25 nom |
Explications en français |
26 [1.196] (de ray : action de saisir, d'accueillir, de donner l'hospitalité) Nom général des odi-fitia ou charmes pour se faire aimer et des procédés suivant lesquels on les utilise. [Merina]
27 [Betsileo] |
Vocabulaire |
28 Botanique |
Entrée (3/3) | 29 fandraisana |
Radical | 30 ray |
Partie du discours | 31 nom |
Explications en malgache |
32 [1.1] (Fivavahana Protestanta) Fihinanana mofo sy divay ho fahatsiarovana ny nataon' i Kristy talohan' ny nahafatesany isaky ny alahady voalohan' ny volana |
Explications en anglais |
33 [1.2] [Rel. s. from mandray (ray).] the Lord's Supper, lit. the taking; the day for celebrating the Lord's Supper. |
Exemples |
34 Tena fatratra ny fandraisana azy. [2.356] 35 Fatratra ny fandraisana natao azy tao. [2.895] 36 Ho fandraisana azy enina mianadahy no aintton' izany. [2.649] 37 Tsy ny miaramilam-potaka ihany no nanao fandraisana mafana an-dRavoahangy. [2.472] |
Vocabulaire |
38 Religions, Croyances |
Mots composés |
|
Anagrammes | 40 |
Mis à jour le 2025/01/21 |