|
|
|
|

Entrée (1/3)1  tanamasoandro
Mots élémentaires  2  tanana, masoandro
Partie du discours  3  nom
Explications en anglais  4  [1.7] the rays of the sun; the spokes of a wheel
Explications en français  5  [1.8] rayon du soleil; rayon d'une roue
6  [2.415#6626] rayons de soleil
Exemples  7  Efa tolakandro tamin'izay, ary ny tanamasoandro efa nitsidika isam-baravarana. [2.324]
8  Toa nisava kely ny fara-vodilanitra, ary ny tanamasoandro namirapiratra teny amin'ilay renirano ka nandefa taratra nipaka tamin'ny ravin-kazo maitso teny amin'ny kirihitrala teo ambony atsinanana. [2.324]

Entrée (2/3)9  tanamasoandro
Mots élémentaires  10  tanana, masoandro
Partie du discours  11  nom
Explications en français  12  [2.415#6626] les pièces de cinq francs du Mexique et de l' Uruguay portant l' image du soleil
Vocabulaire  13  Economie: finances, gestion

Entrée (3/3)14  tanamasoandro
Mots élémentaires  15  tanana, masoandro
Partie du discours  16  nom
Explications en malgache  17  [1.13] karazan-javamaniry manome vony mavo
Explications en français  18  [1.3#665, 1.13] tournesol
19  [1.13] helienthus
20  [1.196] (de tanana : dans le sens de rayons ; et masoandro : soleil). Helianthus annuus L. (Asteraceae). Le Tournesol, introduit et cultivé. [Merina]
Vocabulaire  21  Botanique
Nom scientifique 

Mis à jour le 2024/12/24