|
|
|
|

Entrée1  masoandro
Mots élémentaires  2  maso, andro
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Antontan-javatra goavana mirehitra mihenjy eny amin' ny habakabaka ka fototry ny hazavana sy ny hafanana ety ambonin' ny tany, izay mihodina manodidina azy: Miposaka avy atsinanana ny masoandro
Hainandro: Misy masoandro eo ka mikisaha ianao
Ray (aman-dreny): Ianareo no masoandro amam-bolanay
Explications en anglais  5  [1.2, 1.7] the sun
Explications en français  6  [1.3] soleil
(figuré) le père, le souverain
7  [1.8] le soleil
Exemples  8  Efa tafasondrotra nihoatra an' i Mandray ny masoandro takontakon-drahona. [2.499#]
Vocabulaire  9  Astronomie
Mots composés 
Phytonymes 
Toponymes 
Proverbes  34  Proverbes contenant le mot masoandro
Article  35  Randzavola: masoandro ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  36 

Mis à jour le 2025/01/21