Entrée (1/4) | 1 -drain' -drain- |
Partie du discours | 2 forme morphologique de ray |
Explications en anglais |
3 [3.1] of/by the father of |
Explications en français |
4 [3.1] du père de, par le père de |
Exemples |
5 Sikajy isan-drain-jaza Sisaony. [1.123#] 6 fa raha mahatsiaro ny ratsy ataon-drain-tena, na maty aza ahoako! [2.299#159] 7 Rahalahin-drain'ialahy sy anabavin-drain' ialahy iray tam-po no ao [2.588] |
Entrée (2/4) | 8 drain |
Partie du discours | 9 verbe actif |
Explications en malgache |
10 [1.17.mg#32] mandany na mampiala tsikelikely misotro hatramin' ny farany |
Entrée (3/4) | 11 drain |
Partie du discours | 12 nom |
Explications en malgache |
13 [1.17.mg#32] fantsona na tatatra anariana rano maloto zavatra mandany hery, vola, ets. tsikelikely |
Entrée (4/4) | 14 drain |
Partie du discours | 15 nom |
Explications en malgache |
16 [1.9.mg#126] tatatra na fantsona fanamainan-tany |
Anagrammes | 17 |
Mis à jour le 2025/01/21 |