Entrée | 1 fampifandraisana |
Radical | 2 ray |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 fampiharoana volo [1.13] |
Explications en français |
5 intégration [1.13] |
Exemples |
6 Mitana toerana lehibe ny Karana, hoy i B. Schlemmer, amin' ny fampifandraisana ny fomba famokarana sakalava ao amin'ny fomba famokarana kapitalista. [2.606] 7 Kanefa raha nampiharina tamim-pilaminana sy tamim-pahamendrehana izany dia ho nahazoana vokatra amin' ny lafiny fampifandraisana sy fampianarana ny mponina ary fampiasana ny loharanon-karena amin' ny fomba samihafa [4.27] |
Mots composés |
|
Anagrammes | 9 fampifandraisana, fifampiandrasana |
Mis à jour le 2023/08/27 |