|
|
|
|

Entrée (1/2)1  matoa
Mots élémentaires  2  ma, toa
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Enti-milaza ny zokiny indrindra amin' ny zanaka (soratana miaraka amin' ny anarana lazainy toetra io teny io): Rasoa no vavimatoa aminay
Explications en français  5  [1.54] aîné
Vocabulaire  6  Rapports: famille
Mots composés 

Entrée (2/2)10  matoa
Partie du discours  11  adjectif
Explications en malgache  12  [1.1] Raha toa, ny antony naha-...: Matoa very ny omby, tsy tsara ny hidin' ny fahitra
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot matoa

Anagrammes  14 

Mis à jour le 2025/01/21