Entrée to
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Bara, Taisaka, Tanosy] marina [1.78]
  marina [1.1, 1.13]
 Mifanaraka amin' ny rariny sy ny hitsiny: Teny to
Tanteraka: To ny faniriany fa afa-panadinana ny zanany ary nisondro-boninahitra izy [1.1]
 Voamarina, ekena [1.13]
Explications en français Vrai [1.3, 1.13]
 Véritable, qui est conforme au vrai, à la justice; accepté, observé [1.3]
 Vérifié [1.13]
Exemples 
1Moa va re dia tsy ho to araka ny faniriany? [2.817]
2Teny to no eo amin' ny molotry ny mpanjaka; [2.996]
3Burton, tena mahay teny malagasy, mazava hevitra, to teny. [2.356]
Morphologie 
Simple : to
Impératif : tova
Dérivés 
 
Mots composés 
Proverbes 

Entrée to
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Tanosy] fahamarinana [1.78]
Dérivés 

Entrée to
Partie du discours Non spécifié
Explications en malgache Teny hita amin' ilay fitenenana hoe to fo, izay azo heveritra, araka ny filazan-dRamino, fa avy amin' ny hoe "tono fo", ka ny heviny dia: mafy fo ka tsy azo ahodina amin' izay nahatezitra azy, mikiribiby amin' ny heviny ary tsy mety hihavana na hifampiraharaha [1.1]

Entrée to
Partie du discours nom
Explications en malgache Teny anti-miantso ny alika [1.1]
Synonymes toa

Entrée
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Sihanaka] Ity [1.78]
Synonymes taô

Entrée to~
Partie du discours préfixe [Mots avec to~]
Explications en malgache Tovona fanaovana fototeny faharoa mampitombo ny hevitry ny fototeny voalohany: Tohika (hika), toletsy (letsy) [1.1]

Entrée to
Partie du discours préposition [liste complète]
Explications en anglais Mankany, ho any; ho an'...; eo amin'... [1.17]
Mots composés 

Entrée to
Partie du discours préposition [liste complète]
Explications en anglais Ampiasaina miaraka amin' ny verba hamoronana ny infinitive (ohatra: to go, to work) [1.17]

Mis à jour le 2023/06/12