Entrée (1/2) | 1 fankatoavana |
Radical | 2 to |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Fanekena an-tsitrapo fa tsara sy mety: Fankatoavana ny fanambadianao no nanomezan-drainao anao io sary io 5 Fanekena: Fankatoavana ny tenin-dray aman-dreny [1.1] |
Exemples |
6 Eo indrindra no isehoan'ny "fanompoana" : ny fankatoavana ny andriana amin'ny alalan'ny fanajana ny razany. [2.606] |
Entrée (2/2) | 7 fankatoavana |
Partie du discours | 8 nom |
Explications en français |
9 (de to : accompli) Talisman qui permet d'accomplir des prodiges, accessoire de prestidigitation. En le montrant, le mpisikidy crie « foha, foha, masina ity ! » « levez-vous, levez-vous, ceci est sacré » et il en profite pour exécuter un tour de passe, afin de stupéfier les assistants. [Merina]
[1.196] |
Exemples |
10 Nataony daholo na sikidy na fankatoavana. [2.996] |
Vocabulaire |
11 Botanique |
Anagrammes | 12 fanatakovana, fankatoavana |
Mis à jour le 2023/01/20 |