Entrée toavina (toa)
Partie du discours verbe passif
Explications en français à qui on se soumet [1.3, 1.5]
 Qu'on honore [1.3]
Exemples 
1ka tsy maintsy toavina an-tsakany sy an-davany. [2.996]
2Izany fifidianana izany ary koa ny fanendrena ny mpikambana hafa dia toavina amin' ny alàlan'ny didim-panjakana raisin' ny Filohan' ny Repoblika. [1.320]
3Koa tsy fitondran' Andriana mandeha amin' ny teny midina ho toavina ny an' ny fanjakana tanala, fa fanjakana nisian' ny fifampierana sy fifampifehezana anatanterahana ny hevitra nifanarahana teo amin' ny fivoriana niombonana. [2.508]
Morphologie 
Présent : toavina, toaviko, toavinao, toaviny, toavintsika, toavinay, toavinareo, toavin', toavin-, toavim-, toavi-
Passé : notoavina, notoaviko, notoavinao, notoaviny, notoavintsika, notoavinay, notoavinareo, notoavin', notoavin-, notoavim-, notoavi-
Futur : hotoavina, hotoaviko, hotoavinao, hotoaviny, hotoavintsika, hotoavinay, hotoavinareo, hotoavin', hotoavin-, hotoavim-, hotoavi-
Synonymes toatoavina
Mots composés 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/09/14