|
|
|
|

Entrée1  zato
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Sivy amby sivifolo ampiana iray, na folo impolo: Zato taona
Ireto avy ny isa milaza ny isan-tokony zato: zato, roanjato, telonjato, efajato, dimanjato, eninjato, fitonjato, valonjato, sivinjato
Explications en anglais  4  [1.7] a hundred
Explications en français  5  [1.3, 1.8, 1.13] cent
International  6  [3.1] 100
C
Exemples  7  Misy zato mahery ny mpiasa amin' ny toby iray. [2.472]
Morphologie 
8  Simple :
9  Préfixée :
Dérivés 
10  Verbes actifs :
11  Verbes passifs :
12  Verbes relatifs :
13  Noms :
14  Adjectifs :
15  Adverbes :
Mots composés 
Toponymes 
Titres  40  Antananarivo zato taona lasa izay (Rabary Jean-Joseph)
Proverbes  41  Proverbes contenant le mot zato
Tableaux et planches  42  Les nombres
Article  43  Andriamihaja: Fanisana vaovao
44  Randzavola: zato ao amin' ny Baiboly (=> isa)

Anagrammes  45 

Mis à jour le 2025/01/21