Entrée | 1 ampanjatoana |
Radical | 2 ana, zato |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Halavan-drefy hatreo an-tendron-drantsantanana ka hatramin' ny fisasahan' ny lanton-tsandry, izay matetika fasiana ny firavaka amin' ny tanana (mitovy amin' ny irain-jehy sy sasany, na voantondro valo ambin' ny folo) |
Explications en français |
5 [1.3] le revers de la main, le poignet, terme qui désigne un empan et demi 6 [2.415#6686] Depuis le coude jusqu'au poignet, un empan et demi |
Vocabulaire |
7 Espace |
Synonymes | 8 ampiravahana |
Mis à jour le 2021/11/19 |