Entrée | 1 fandroana |
Radical | 2 andro |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Andro lehibe azo heverina ho fetimpirenena malagasy fahizay izay natao ho fidiovana indrindra sy hifampirariantsoa. Tamin' ny tsinam-bolana Alahamady tany an-tendrony ary tamin' ny fitsingerenan' ny nahaterahan' ny mpanjaka Ranavalona III taty aoriana no nankaJazana ny Fandroana. Nizara andro telo lehibe ny fandroana: ny tora-bolana, ny tena fandroana na fisasana amin' ny rano mba hidiovana, ary ny famonoana omby nakana hena natao jaka [1.1] |
Explications en anglais |
5 the Malagasy annual festival, so called because bathing is one of the chief points in its observance; a bath. [1.2] 6 a bath, bathing [1.7] |
Explications en français |
7 bain [1.8] |
Exemples |
8 Dia tsy niova ny fomban'ny fandroana; [2.59#] 9 Ary andro tsy maty ny alin' ny fandroana. [1.437#] 10 Ralambo no nankalaza voalohany ny fandroana. [2.113#] |
Mots composés |
|
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot fandroana |
Article |
14 Randzavola: fandroana ao amin' ny Baiboly |
Illustrations |
|
Anagrammes | 16 afondrana, fandorana, fandroana |
Mis à jour le 2023/01/20 |