Entrée | 1 mampoelana andro |
Mots élémentaires | 2 mampoelana, andro |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 tsy miasa isan' andro misesy fa mandingandingana (tsy amin' ny asa ihany anefa no ilazana izany fa amin' izay rehetra tsy misesy isan' andro, toy ny akoho manatody, ny tazo mamely...) [1.1] |
Mis à jour le 2023/04/22 |