Entrée (1/2) | 1 misandratra andro |
Mots élémentaires | 2 misandratra, andro |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 [1.1] enti-milaza ny fotoana hatramin' ny maraina ka hatramin' ny mitataovovonana |
Exemples |
5 misandratra andro tamin' izay ary tsy ranonando intsony teny an-tendrom-bozaka [2.470] |
Vocabulaire |
6 Temps |
Titres | 7 Misandratra Andro (Raoelina) |
Entrée (2/2) | 8 Misandratra Andro |
Mots élémentaires | 9 misandratra andro |
Partie du discours | 10 nom propre (titre de livre) [Liste complète] |
Auteur |
11 Raoelina 12 Rajaobelina |
Anagrammes | 13 |
Mis à jour le 2025/01/21 |