Entrée | 1 misandratra |
Radical | 2 sandratra |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Miakatra, mianika amin' ny toerana avo, misondrotra, misavoana: Misandratra eny amin' ny habakabaka ny papangohazo 5 Miakatra amin' ny kilasy na voninahitra na haja ambony: Nisandratra kosa tato ho ato ny mpilalao baolin' i Madagasikara [1.1] |
Explications en anglais |
6 to rise; to be promoted [1.7] |
Explications en français |
7 s'élever; être promu en grade ou en dignité; cf. misondrotra [1.8] |
Exemples |
8 mba hisandratra ny aina! [2.48] 9 fa na intelo misandratra aza ny avoko ka intelo tsinana ny Alahamady ny fitia aza mba atao lany [2.131] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 15 Proverbes contenant le mot misandratra |
Anagrammes | 16 Mandritsara, misandratra, tsaramandry |
Mis à jour le 2023/08/11 |