Entrée | 1 fangalampiery |
Radical | 2 ala |
Partie du discours | 3 nom |
Vocabulaire |
4 Jeu |
Explications en malgache |
5 Kilalaon' ny ankizy izay toy izao no fandehany: miafina ny maso fa misy anankiray kosa mitady ireo mpiery; ary dia izay hita voalohany amin' ireo indray no mitady; raha misy tsy hitan' ilay mpitady dia milaza "afa-po" izy, ka miseho ilay niery [1.1] |
Synonymes | 6 alam-piery, fanalampiery |
Autres orthographes | 7 fangalam |
Mis à jour le 2020/07/31 |